Anjara asa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] dia ny karazam-pifandraisana sy fifampiakinana misy eo amin'ny teny na andian-teny sy ny teny na andian-teny fototra mikambana ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa (izay mety ho [[tarika]] na [[fehezankevitra]] na [[fehezanteny]]). Ireto ny anjara asa mateti-pitranga ao amin'ny feheantenyfehezanteny: ny [[entimilaza]] sy ny [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] ary ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]].