Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
==== Anarana iombonana sy anaran-tsamirery ====
Ny anarana dia mety ho [[anarana iombonana]] na [[anaran-tsamirery]]. Ny anaran-tsamirery dia matetika soratana manomboka amin'ny sorabaventy ho an'ny fiteny mampisasa [[abidy]] manavaka ny [[soramadinikasora-madinika]] amin'ny [[sorabaventysora-baventy]].
 
Maro ny fiteny ampiasana abidy tsy manavaka ny sorabaventysora-baventy amin'ny soramadinikasora-madinika ka isan'izany ny fiteny mampiasa ny [[abidy hebreo]] ka ny hevitr'ilay anarana no ahalalana na anarana iombonana na anaran-tsamirery.
 
==== Anaran'ny azo tsapain-tanana sy anaran'ny tsy azo tsapain-tanana ====
Andalana faha-34:
 
==== Fiovan'endrika noho ny antony hafa ====
Mety hiovaova endrika araka ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] ny anarana nefa tsy ny teny rehetra no ahitana izany. Ny anarana ao amin'ny endrika sasany amin'ny fiteny malagasy dia mety miova endrika manaraka ny filazam-potoana.
 
=== Fiforonany ===