Fototeny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fototeny]] dia [[hasin-teny]] fototra tsy isan'ireo atao hoe [[tsirinteny]] ([[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] na [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] na [[tsirintenytsofoka]]) ka azo amoronana [[Sampan-teny|sampanteny]] amin'ny alalan'ny fanampiana tsirinteny na amin'ny alalan'ny fomba hafa. Misy ny fototeny azo ampiasaina avy hatrany ho teny ao anaty [[fehezanteny]] na dia tsy miaraka amin-tsirinteny fa misy ny fototeny izay tsy afaka miasa am-pehezanteny raha tsy mikambana amin-tsirinteny.