Fototeny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fototeny]] dia [[hasin-teny]] fototra tsy isan'ireo atao hoe tsirinteny ka azo amoronana [[Sampan-teny|sampanteny]] naamin'ny [[tenyalalan'ny iray tarika]] toy nyfanampiana [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] na [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] na [[Tsofoka (fitsipiteny)|tsofokatsirinteny]]<nowiki/> na amin'ny alalan'ny [[fanovonana]]fomba na [[fanovanana]] na fanofohana [[tsirinteny]]hafa. Misy ny fototeny azo ampiasaina avy hatrany ho teny ao anaty fehezanteny na dia tsy miaraka amin-tsirinteny fa misy ny fototeny izay tsy afaka miasa am-pehezanteny raha tsy mikambana amiamin-tsirinteny.