Fototeny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fototeny]] dia [[hasinteny]] azo amoronana [[Sampan-teny|sampanteny]] na [[teny iray tarika]] toy ny [[tovona]] na [[Tovana (fitsipiteny)|tovana]] na [[Tsofoka (fitsipiteny)|tsofoka]]<nowiki/>amin'ny alalan'ny [[fanovonana]] na [[fanovanana]] na fanofohana [[tsirinteny]]. Misy ny fototeny azo ampiasaina avy hatrany na dia tsy miaraka amin-tsirinteny fa misy ny fototeny izay tsy afaka miasa am-pehezanteny raha tsy mikambana ami-tsirinteny.