Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[anarana]] dia [[teny]] anna andian-teny enti-manondro na milaza zavatra, manana aina na tsy manana aina, hita maso na tsy hita maso, azo tsapain-tanana na tsy azo tsapain-tanana, na toerana na fotoana. Raha ilazana sokajin'olona na biby na zavatra na hevitra sns mitovy toetra ny anarana dia izany no atao hoe [[anarana iombonana]]. Raha anondroana singan'olona na biby na zavatra na hevitra sns manokana ny anarana dia izany no atao hoe [[anaran-tsamirery]].
 
== Ny anarana araka ny fitsipiteny sy ny haifiteny ==
Andalana faha-31:
 
==== Endrika am-pehezanteny ====
Mety miovaova endrika arakaraka ny [[Anjara asan'nyasa teny(fitsipiteny)|anjara asa]] sahaniny ao amin'ny [[fehezanteny]] ny anarana ka mety koa hanovaova araka izany ny endriky ny [[mpamaritoetrampamari-toetra]] na ny [[matoanteny]] miaraka aminy (raha izy mitana [[anjara asa [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] na [[AnjaraFameno asa fameno(fitsipiteny)|fameno]] na hafa izy, arakaraka ny fiteny).
 
==== Fiovan'endrika noho ny antony hafa ====
Andalana faha-60:
 
==== Sokajin-teny hafa afaha miaraka amin'ny anarana ====
Afaka mikambana amin'ny [[mpamaritoetrampamari-toetra]] ny anarana.
 
=== Anjara asan'ny anarana ===
Fahita matetika ny anarana misahana anjara asa [[Mpanao (anjara asan'ny teny)|mpanao]] na [[Lazaina (anjara asan'ny tenyfitsipiteny)|lazaina]] na [[Fameno (anjara asan'ny tenyfitsipiteny)|fameno]] na [[mpamari-toe-javatra]]. Amin'ireo fiteny tsy mila [[matoanteny mpanampympanakambana]] dia afaka misahana anjara asa [[entimilaza]] avy ny anarana.
 
== Jereo koa: ==