Baiboly amin' ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Malagasy bible.png|vignette|Baiboly malagasy voalohany|303x303px]]Ny '''[[Baiboly amin'ny teny malagasy]]''' dia dikan-tenin'ny [[Baiboly]] amin'ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] ampiasain'ny fiangonana miteny malagasy amin'ny fotoam-pivavahana, indrindra fa ny eto [[Madagasikara]]. Amin'izao fanombohan'ny taonjato faha-21 izao dia maro ny dikan-tenin'ny Baiboly amin'ny teny malagasy azo vakina, ka tsy amin'ny teny malagasy ofisialy ihany iany fa misy amin'ny fitenim-patitra koa. Manana ny lanjany eo amin'ny tantaran'ny [[Fiangonana eto Madagasikara]] sy ny [[Tantaran'ny firenenana malagasy|tantaran'ny Firenenana malagasy]] ny Baiboly.
 
Isan'ny mampiavaka ny Baiboly amin'ny teny malagasy ny tsy fisian'ny fifanarahan'ny mpandika teny amin'ny fanagasiana ireo [[Fiteny grika taloha|teny grika]] sy [[Fiteny hebreo|hebreo]].