Filaza (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Filaza (fitsipiteny)|filaza]] dia toetra ara-pitsipiteny izay maneho ny fomba fihevitry ny mpiteny momba ny votoatin'ny zavatra lazainy (asa na toetra) amin'ny alalan'ny teny ([[matoanteny]] matetika) ka mety ho ahiahy na filazana fisiana marina na ny fetezam-pitranganafahafahana mitranga izany. Amin'ny alalan'ny fiovaovan'ny endriky ny teny milaza izany asa na toetra izany no isahoanisehoan'ny filaza ka miteraka fahamaroan'endriky ny fitanisana matoanteny na teny hafa afaka misahana izany raha miampy ny fiovan'endrika vokatry ny [[fiendrika]] sy ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]]. Ny [[fiteny malagasy]] dia ahitana ny filaza tsotra sy ny filaza mandidy.