Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Janoary 2019 à 13:56

Ny fiendrika dia toetra ara-pitsipiteny ananan'ny teny (amin'ny sokajin-teny sasany) izay ahafahan'ny mpiteny maneho ny fomba fijeriny manoloana ny fivoaran'ny ny asa na ny toetra resahina (fanombohany, fizotrany, fahavitany sns) ao amin'ny matoanteny na ny teny rehetra mety hatao entimilaza. Ny mariky ny filazam-potoana amin'ny fiteny sasany dia mariky ny fiendrika ihany koa ka mahatonga ireo fiteny ireo hoatry ny manana filazam-potoana maro dia maro. Ny fiteny sasany tsy manana filazam-potoana fa fiendrika fotsiny, isan'iany ny fiteny semitika toy ny fiteny hebreo izay mampifanohitra ny "fiendrika efa" amin'ny "fiendrika tsy efa".