Matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[matoanteny]] dia teny ([[sokajin-teny]]) izay ampiasaina ao amin'ny [[fehezanteny]] na [[fehezankevitra]] mba hilazana asa na toetra na fifandraisana ka mety miovaova endrika maneho [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|fotoana,]], [[Fiendrika|fiendrika,]] [[Filaza (fitsipiteny)|filaza]] sns. Ny isan'ireo antom-piovan'endriky ny matoanteny ireo dia miovaova araka ny [[fiteny]]. mety hifandray amin'ny endriky ny teny mifandray aminy mivantana izany fiovan'endriky ny matoanteny izany ka isan'izany ny maha [[Endrika mikaza tokana|tokana]] na [[Endrika milaza maro|maro]] ny mpandray anjara ([[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]], [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]], sns), ny maha lahy na vavy izany, sns. Ireto misy matoanteny amin'ny fiteny malagasy: ''mihinana, mandehana, nifampijerena'',