Fehezanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny fehezanteny ahitana teny roa na mihoatra no tena mateti-piseho, nefa raha teny iray no mamorona ny fehezanteny dia matetika isan'ny sokajin-teny afaka mahaleo tena, toy ny [[anarana]] sy ny [[matoanteny]] sy ny [[mpamari-toetra]] ary ny [[tenim-piontanana]], io teny io.
 
Raha andian-teny ny fehezanteny dia tokony ho fitambaran-teny atohy amin'ny fanajana ny fitsipiky ny fifehezan-teny (isan'izany ny fandaharana ny teny, ny fampiasana [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] sy [[mpampiankin-teny]] na [[mpampiankina fehezankevitra]]) ka matetika ahitana [[entimilaza]] sy [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (ary [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]], raha mitaky izany ny fitsipika mifehy ny karazan'ilay fehezanteny).
 
Ireo sokajin-teny voatanisa farany ireo, izay misahana anjara asa mampifandray ny teny anaty fehezanteny na anaty andianteny (atao hoe tarika), dia tsy afaka mandeha mitokana mba ho lasa fehezanteny.