Mpamaritra manondro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpamaritra manodromanondro]] dia teny kely ao amin'ny sokajin'ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] izay enti-mampitodika ny mpihaino any amin'ny zavatra lazain'ny teny iraisany na anantitranterana ny fampahatsiahivana izany zavatra lazaina izany. Ampiraisina amin'ny [[anarana]] matetika ny mpamaritra manondro nefa arakaraka ny fiteny koa dia mety hampiraisina amin'ny teny ao amin'ny sokajy hafa ny mpamaritra manondro. Arakaraka ny fiteny ihany koa dia mety ho andian-teny ([[Tarika (fitsipiteny)|tarika]]) mihitsy no faritan'ny mpamaritra manondro.