Anjara asa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Janoary 2019 à 05:25

Ny anjara asa dia ny karazam-pifandraisana sy fifampiakinana misy eo amin'ny teny na andian-teny sy ny teny na andian-teny fototra mikambana ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa (izay mety ho tarika na fehezankevitra na fehezanteny). Ireto ny anjara asa mateti-pitranga ao amin'ny feheanteny: ny entimilaza sy ny lazaina ary ny fameno.