Anarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
==== Anarana iombonana sy anaran-tsamirery ====
Ny anarana dia mety ho [[anarana iombonananaiombonana]] na [[anaran-tsamirery]]. Ny anaran-tsamirery dia matetika soratana manomboka amin'ny sorabaventy ho an'ny fiteny mampisasa [[abidy]] manavaka ny [[soramadinika]] amin'ny [[sorabaventy]].
 
Maro ny fiteny ampiasana abidy tsy manavaka ny sorabaventy amin'ny soramadinika ka isan'izany ny fiteny mampiasa ny [[abidy hebreo]] ka ny hevitr'ilay anarana no ahalalana na anarana iombonana na anaran-tsamirery.