Arama (faritra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
I [[Arama (faritra)|Arama]] dia faritra ao taoany avaratra-atsinanan'ny [[Atsinana Akaiky]] eo anelanelan'ny tangoron-tendrombohitr'i Libàna (na Libanona) sy ny ony [[Eofrata]] izay mifanandrify amin'i [[Siria]] ankehitriny. Atao hoe Arameana ny mponina nonina tamin'io faritra io tamin'ny [[Andro Taloha]] tamin'ny taonjato faha-11 tal. J.K. hatram'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Ny [[fiteny arameana]] no fiteniny. Resahina ao amin'ny Baiboly ny faritr'i Arama.
 
Tamin'ny andron'ny Empira akadiana sy ny Empira someriana vaovao ary ny Empira asiriana taloha dia "''Tanin'ny Amoro''" no kahalalananahalalana azy satria ny Amorita no betsaka nonina tao. Tamin'ny andron'ny Empira asiniana vaovao sy ny Empira babiloniana ary ny Empira akemenida dia fantatra tamin'ny anarana hoe Ebera-Nary ny faritr'i Arama.
 
== Jereo koa: ==