Bokin' i Hagay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Haggai (Menologion of Basil II).jpg|vignette|''Ny Mpaminany [[Hagay]],'' taona 985|281x281px]]
Ny '''Bokin’i Hagay''' na '''Bokin’i Akjea''' dia bokim-paminaniana ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Isan’reo atao hoe “mpaminany“[[Bokin'ny madinika”Mpaminany 12|mpaminany madinika]]” i [[Hagay]] na [[Hagay|Akjea]].
 
Ny boky dia fitambarana faminaniana efatra izay ampitain’i Hagay amin’i Zorobabela, governoran’ny faritanin’i Joda[[Jodea]], sy amin’i Josoa mpisorom-be mandritra ny fanamboarana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] faharoa tao Jerosalema tamin’ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny mpaminany Hagay dia isan’ireo izay nanetsiketsikanamelona ny fahatongavan-tsain’ireo [[Jiosy]] nantsoina taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]] mba hanamboatra indray ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly ao Jerosalema]] tamin’ny taona 516 tal. J.K. Ao amin’ireo faminaniana ireo, i Hagay dia mamboraka ny faniriany ny amin'ny hahitanyhahita ny hahavitan’ny Tempoly haingana.
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny fanoratana ny boky ==
Ny fanambarana ireo lahatsoratra ireo sy ny fandraiketana azy ireo farany dia nataon’olon-kafa fa tsy nataon’i Hagay, satria ny mpaminany dia tsy tondroin’ny boky amin’ny fampiasana mpisolo tena voalohany (''izaho'', ''aho,'' ''ahy''). Tsy lavitra loatra ny fotoana nisehoan’ny zavatra resahiny ny fotoana nanambarana ny boky.
 
== Fizaràn’ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin’i Hagay:
 
==== Tsy firaharahana ny fanamboarana ny Tempoly sy ny vokany ====
Ny faminanian’i Hagay dia niseho tamin’ny taona 520 tal. J.K., taona nampisy haintany sy tsy hafaliam-po teo amin’ireo mpisesitany avy any Babilona izay vao nody tao Jerosalema. Nanazava ny anton’izany loza izany ilay mpaminany: ny vahoaka dia tsy niraharaha ny fanorenana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] fa samy nanamboatra ny tranony avy. Namporisika an’i Zorobabela sy i Josoa mpisorona mba hitaona indray ny vahoaka hanohy ny asa i Hagay (1.1-15).
 
==== Fampanantenana sy fankaherezana ====
Nitohy ny asa tamin'ny volana manaraka, nefa nila fankaherezana indray ny vahoaka. Nampivondrona azy ireo indray i Hagay tamin'ny nanambaranynanambaràny fa hitoetra eo amin'izy ireo ny [[fanahin'Andriamanitra]] sady hanao izay hirotsahan'ny volamena sy ny volafotsin’ny firenena rehetra no hofenoin'Andriamanitra amin'ny voninahiny ny Tempoly (2.1-9)
 
==== Fanamelohana sy fitsarana ny Jentilisa ====
Nifarana amin'ny faminaniana roa niseho taty aoriana tamin'io taona io ihany ny Bokin'i Hagay. Ny voalohany (2.10-19) dia manontany ireo mpisorona ny amin’ny fahadiovana sy ny tsy fahadiovan’ny fivavahana atao ao amin’ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]], nohelohiny angamba ireo Samaritana izay manana fahazarana tsy madio sady nampanantena fahavokarana noho ny nahavitana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] faharoa. Ny faminaniana faharoa (2.20-23) dia manambara ny [[Fitsarana farany|andron’ny Fitsarana]] izay handravana ny firenena jentilisa rehetra.
 
== Jereo koa: ==