Bokin' i Zefania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Icon of Zephaniah (17th c., North Russia, priv. coll.).jpg|vignette|''Ny mpaminany [[Zefania (mpaminany)|Zefania]],'' taonjato faha-17]]
Ny '''Bokin’nyBokin'ny Zefania''' na '''Bokin’iBokin'i Sôfônia''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Io boky io dia mirakitra ny faminanian’i [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na [[Zefania (mpaminany)|Sôfônia]]. Nieritreritra ny vahoakan’i [[Fanjakan'i Jodà|Joda]] fa amin’ny andro ho avy dia hahatonga azy ireo ho firenana matanjaka Andriamanitra ka ho afaka mandresy ireo fahavalony sy hampanjaka ny fahamarinana sy ny fiadanana. Diso anefa ny fiheverany, araka ny faminanian’i Zakaria, fa hosazin’Andriamanitra ny vahoakan’i Joda sy ny firenena rehetra izay tsy nanaja azy. Izany no andro fitsarana, [[Andron'i Iahveh|andron’i Iahveh]]. Ny hany fomba hanafahana an’i Joda dia ny fanajana an’Andriamanitra sy ny fivavahana aminy irery ihany.
 
Isan'ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika roa ambin'ny folo]] ao amin'ny sokajy [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] amin'ny Baiboly kristiana i Zefania fa ao amin'ny [[Nevi'im]] kosa izy ao amin'ny Tanakh.
 
== Ny fanoratana ny boky ==
I [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na [[Zefania (mpaminany)|Sôfônia]] dia naminany tamin’ny andron’i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (640-609 tal. J.K.), [[Mpanjakan'i Jodà|mpanjakan’i Joda]]. Nanohitra ny fomban’ny firenena vahiny sy ny fivavahana amin’ny andriamani-tsy izy ny mpaminany. Nanakiana ireo mpitondra fanjakana koa izy. Ny toriteny nataony dia niseho tamin’ny taona 640-630 tal. J.K., taloha kelin’ny fotoana niasan’i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]]. Teo ambany fanaraha-mason’i Asiria i [[Fanjakan'i Jodà|Joda]] tamin’ny fotoan’ny mpanjaka tsy nivavaka, dia i [[Manase]] sy i [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]]. Nihanalemy anefa i Asiria ka nisy ny tsirim-panantenana taty aoriana. Tamin'izany no nivoahan'ny faminanian'i Zefania.
 
{{Testamenta Taloha}}
Andalana faha-13:
 
==== Ny Andron'i Iahveh : androm-pamaizana (1.2 – 2.3) ====
- Ho faizina noho ny ratsy nataony ny firenena amin’ny [[Andron'i Iahveh]] (1.1 – 1.18)
 
-* Ho faizina noho ny ratsy nataony ny firenena amin’ny [[Andron'i Iahveh]] (1.1 – 1.18)
-* Fampibebahana ny olona alohan’ny loza (2.1 – 2.3)
 
==== Ny fitsarana ny firenenan rehetra (2.4 – 3.8) ====
- Fitsarana an’ireo firenena fahavalon’i Israely (2.4 – 2.15)
 
-* Fitsarana an’ireo firenena fahavalon’i Israely (2.4 – 2.15)
-* Ny faharavan’i Jerosalema (3.1 – 3.8)
 
==== Ny fampanantenana ho an’ny firenena rehetra (3.9 – 3.20) ====
- Ho faizina ka hibebaka hanompo an’Andriamanitra ny firenena rehetra (3.4 – 3.13)
 
-* Ho faizina ka hibebaka hanompo an’Andriamanitra ny firenena rehetra (3.4 – 3.13)
-* Hiram-pifaliana sy fampanantenana fiadanana ho an’i Ziona (3.14 – 3.20)
 
== Jereo koa: ==