Bokin' i Jônà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanalehibe sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pieter Lastman - Jonah and the Whale - Google Art Project.jpg|vignette|''I Jona sy ilay trozona,'' nataon'i Pieter Lastman, taona 1621.|292x292px]]
Ny '''Bokin’i Jona''' na '''Bokin’i Jônasa''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Mitantara ny amin’ny mpaminany [[Jona (mpaminany)|Jona]] (na Jônasa) izay nirahin’Andriamanitra any Ninive (renivohitry ny Asiriana) mba hampibebaka ny mponina tao nefa nitady lalan-kafa tsy ho any. Niteraka fahasahiranan ho azy izany ka nandeha tany Ninive ihany izy amin’ny farany. Avotra tamin’ny fahatezeran’Andriamanitra ny mponina tao rehefa nibebaka. Tsy araka ny itiavan’i Jona azy izany famelan-keloka azon’izy ireo izany. TsyManambara ny boky fa tsy ho an’ny [[Jiosy]] ihany ny famonjena fa ho an’ny olombelona rehetra.
 
== Fanoratana ny boky ==
{{Testamenta Taloha}}
Ny lovantsofina dia manao an’i Jona (na Jônasa), mpaminany tany amon’ nyamin’ny taonjato faha-8 tal. J.K., ho nanoratra ny boky mitondra ny anarany. Ny mpandinika ny Baiboly dia mihevitra fa tsy ara-tantara ny zavatra lazaina ao amin’ny Bokin’i Jona fa fanoharanaara-panoharana. Nosoratana tokony tamin’ny taonjato faha-5 tal. J.K. Karazana ''midrasa'' (hebreo: ''midrash'') izy io, dia karazan-dahatsoratra mifono fananarana.
 
== Fizaràn’ny boky ==
Andalana faha-10:
 
=== Nandositra an’Andriamanitra i Jona (1.1 – 2.9) ===
TapanyAo amin'ny tapany voalohany ny boky dia mitantara ny fanirahan’Andriamanitra an’i Jona ho any amin’ny mponin’i Ninive hanambara ny handravan’Andriamanitra ny tanana’izytanàn’izy ireo satria tafakatra hatrany amin’Andriamanitra ny zava-dratsy vitany. Niondrana an-tsambo ho any Tarsisy mba tsy hanatanteraka ny iraka sy hanalavitra an’Andriamanitra i Jona. Nisy tafiodrivotra izay nanery ny tantsambo raiki-tahotra hanao filokana hahafantarana ny olona fototr’izao loza izao ka i Jona no voatondro.
 
Niaiky ny hadisoany i Jona ka natsipy tao an-dranomasina araka ny fangatahany ihany. Trondro lehibe iray no nitelina azy.
 
=== Namindran’Andriamanitra fo ny mponin’i Ninive (3.1 – 4.11) ===
Nangataka famelana tamin’Andriamanitra i Jona raha mbola tao an-kibon'ny trondro. Naloan’ilay trondro teny an-tanety izy rehefa afaka telo andro ka nitenenan’Andriamanitra indray mba ho any Ninive. Nitoriteny tao i Jona ka nibebaka ny mponina. Namindra fo amin’ny mponin’i Ninive Andriamanitra fa tsy nandripaka azy ireo. Tsy nahafaly an’i Jona ny fiovan-kevitr’Andriamanitra izay namela ny helok’ireo Ninivita ka nanome tsiny azy mafy sadyka nanafay azy koa Andriamanitra.
 
== Jereo koa: ==