Bokin' i Amôsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy ivelany
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:136.The Prophet Amos.jpg|vignette|''Ny mpaminany Amosa,'' nataon'i Gustave Doré, taona 1866]]
Ny [[Bokin'i Amosa]] na [[Bokin'i Amosa|Bokin'i AmosyAmôsy]] dia bokim-paminaniana ao amin’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Ao amin’ny zana-tsokajy atao hoe "[[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika roa ambin’ny folo]]" izay ao amin’ny sokajy atao hoe "Mpaminany" io boky io. Mirakitra faminaniana ny amin’ny tsy fisian’ny fahamarinan’ny fiarahamonina tao amin’ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]] sy ny ho setrin’izany, ny amin’ny fanamelohana ny fahotan’i Israely sy i [[Fanjakan'i Jodà|Joda]] ary ireo firenana mpifanolo-bodirindrina aminy, ny amin’ny fitsaran’Andriamanitra sy ny hamerenana indray ny fiadanan’i Israely aorian’izany ny boky. Mankalaza ny maha tsy hay tohaina an’Andriamanitra koa io boky io. Tamin’ny fotoana nanjakan’i Jeroboama II (788-747)<ref><small>Finkelstein, ''Israel. The Forgotten Kingdom: The Archaeology and History of Ancient Israel''. Atlanta: SBL, 2013. Ancient Near East Monographs, Number 5. p. 4.</small></ref> izay nampamirapiratra ny Fanjakan’i Isiraely nefa nisian’ny fangejana ireony mahantra no nanambaràn’i [[Amosa]] (na Amôsy) ny hafatr’Andriamanitra. Nifanandrify amin’ny nanjakan’i Ozia (atao hoe koa Azaria) tany amin’ny Fanjankan’i Joda izany.
 
== Ny fanoratana ny boky ==
 
=== Ny mpanoratra ===
Heverin’ny maro fa ny mpaminany [[Amosa]] na [[Amosa|AmosyAmôsy]] no nanoratra ny Bokin’i Amosa. Nefa manalasala ny hilazana fa izy irery ihany no nanoratra azy manontolo noho ny fisian’ny andalan-dahatsoratra sasany izanyizay tsy milahatra ara-potoana tsara sy ny fisian’ireo andalana fankalazana an’Andriamanitra (4.13; 5.8-9; 9.5-6) izay mety natovana taty aoriana mba handrindrana ny famakiana ny boky amin’ny fanompoam-pivavahana taty aoriana.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny fotoana nanoratana ===
Araka ny lovantsofina dia tany amin’ny taonjato faha-9 tal. J.K. no nanoratana ny Bokin’i Amosa. Ny faminaniana ny amin’i Tiro sy i Edoma (1.9-12) ary i Joda (2.4-5) anefa dia hoatry ny nosoratana taorian’ny [[Fahababoana tany Babilona|Fahababoana]].
 
== Fizarànan’ny boky ==
Azo zaraina efatra ny Bokin’i Amosa : ny hamalian’Andriamanitra ny helok’ireo firenana (1.1 – 2.16) ; ny handravana an’i Isiraely sy an’i Samaria (3.1 – 6.14); ireo fahitana naseho an’i Amosa (7.1 – 9.10) ; Andriamanitra mahefa ny zava-drehatra i [[Iahveh]] ka hamerina an’i Israely amin’ny fiadanany indray (9.5 – 9.15).
 
=== Hovalian’Andriamanitra ny helok’ireo firenena (1.1 – 2.16) ===
- Hovalian’Andriamanitra ny fahotan’ireo firenena jentilisa enina (1.1 – 2.3). Ireto avy ireo firenena ireo : i Siria, i Filistia, i Foinikia, i Edoma, i Amona ary i Moaba.
 
-* Hovalian’Andriamanitra torakany izanyfahotan’ireo koafirenena i[[jentilisa]] Joda sy i Isiraelyenina (21.41 – 2.163). Ireto avy ireo firenena ireo : i Siria, i Filistia, i Foinikia, i Edoma, i Amona ary i Moaba.
* Hovalian’Andriamanitra toraka izany koa i Joda sy i Isiraely (2.4 – 2.16)
 
=== Horavàna i Isiraely sy i Samaria renivohiny (3.1 – 6.14) ===
- Horavana noho ny fahotany i Isiraely (3.1 – 3.15)
 
-* HohelohinaHoravana inoho Israelyny fafahotany tsyi mibebakaIsiraely (43.1 – 43.1315)
* Hohelohina i Israely fa tsy mibebaka (4.1 – 4.13)
 
-* Horavàna ny Fanjakan’i Isiraely (5.1 – 6.14)
 
=== Ireo fahitan’i Amosa sy hafatra hafa fanampin’izany (7.1 – 9.10) ===
- Ireo fahitana telo voalohany : ny valala sy ny haintany ary ny fira-potsy (7.1 – 7.9)
 
-* Ireo fahitana telo voalohany : ny valala sy ny haintany ary ny fira-potsy (7.1 – 7.9)
-* Nanaratsy an’i [[Amosa]] tany amin’ny mpanjaka i Amazia
 
-* Ny fahitana fahefatra : ilay harona feno voankazo (8.1 – 8.3)
-* Hosazian’Andriamanitra i Isiraely ka hijaly ao anaty aizina sy fisaonana (8.4 – 8.14)
 
-* Ny fahitana fahadimy : ny fianjeran’ny toeranafitoerana masina (9.1 – 9.4)
- Hosazian’Andriamanitra i Isiraely ka hijaly ao anaty aizina sy fisaonana (8.4 – 8.14)
 
- Ny fahitana fahadimy : ny fianjeran’ny toerana masina (9.1 – 9.4)
 
=== Hanasazy nefa mampanantena ho avy mamirapiratra (9.5 – 9.15) ===
- I Iahveh Sabaoth no anaran'Andriamanitra (9.5 – 9.6)
 
- I Iahveh no Andriamanitra (9.7 – 9.10)
 
-* NyIahveh hoavySabaoth mamiratr’ino Isiraelyanaran'Andriamanitra (9.115 – 9.156)
-* I Iahveh Sabaoth no anaran'Andriamanitra (9.57 – 9.610)
-* HoravanaNy nohohoavy ny fahotany imamiratr’i Isiraely (39.11139.15)
 
== Jerereo koa: ==