Bokin' ny Fitomaniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy zana-dohateny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Jeremia treurend over de verwoesting van Jeruzalem Rijksmuseum SK-A-3276.jpeg|vignette|''Mitomany ny faharavan'i Jerosalema i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]],'' nataon'i Rembrandt, 1630.]]
Ny '''Bokin’ny Fitomaniana''' dia boky hita ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Tonon-kiram-pisaonana lava narafitra amin’ny fomba kanto no ao anatiny, izay mamisavisa ny fahoriana lehibe vokatry ny fahirano, ny fandravana an’i Jerosalema sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Mafonja ny tonon’ireo Fitomaniana ireo izay maneho ny fahoriana lalina vokatry ny fahantrana sy ny mosary arysy ny famdripahanafandripahana syary ny loza hafa koa. Ireo rehetra ireo dia fisehon’ny famaizan’Andriamanitra noho ny fahotan’ny vahoaka sy ny mpaminany ary ny mpisorona. Na dia izany aza dia mifarana amin’ny tonon-kiram-panantenana ny Bokin’ny Fitomaniana.
 
Navondrona ireo tonon-kira ireo, angamba mba hatao ho fahatsiarovana sady harahina fifadian-kanina. Ny fiangonana kristiana sasany dia nampiditra ny Fitomaniana ao amin’ny litorjian’ny androHerinandro masina (na herinandro masina).
 
== Ny anaran’ny boky ==
Indraindray atao hoe ''Fitomanian’i Jeremia'' ny Bokin’ny Fitomaniana. Miantso azy hoe ''איכה / ’Êkhâ'' na ''‘Êykhôh'' (“Ahoana"Ahoana!") ny Jiosy, teny voalohan’ireo lahatsoratra hebreo atao hoe קינות / ''Kinoth'' (“hira"hira fisaonana”fisaonana"). ''Θρῆνοι'' / ''Thrênoi'' (“Hiram"Hiram-pitarainana”pitarainana") no anaran’ny bolyboky ao amin’ny [[Septoaginta]] (na Septanta) fa ''Lamentationes'' kosa (“Fitomaniana”"Fitomaniana") ao amin’ny [[Volgata]].
{{Testamenta Taloha}}
 
Andalana faha-11:
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia nosoratan'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] ny Bokin’ny Fitomaniana, nefa ny mpikaroka ankehitriny dia tsy mahita izay hanaporofoana izany ka mihevitra fa olona roa tsy fantatra anarana no nanoratra ireo Fitomaniana ireo. Ny Fitomaniana voalohany hatramin’ny faha-4 dia hoatra ny nataon’olona iray ihany.
 
Nosoratana tamin’ny fotoana nanaovana dikan-teny grika voalohany ny Baiboly hebreo ny andian-tsoratra hoe ''Fitomanian’i Jeremia'', izany hoe tamin’ny taona 250 tal. J.K., izay nanampy teny mialoha nanondro an’i Jeremia ho nanoratra ireo Fitomaniana ireo. Izany dia vokatry ny fahadisoan-kevitra tamin’ny fahazoana ny hevitry andala-teny ao amin’ny [[Boky faharoan'ny Tantara|Boky faharoan’ny Tantara]] (2Tant. 35.25) izay manao hoe :
Andalana faha-17:
"''Ary Jeremia dia nanao hira fisaonana an'i Josia, ary ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy rehetra dia mahatsiahy an'i Josia mandraka androany, raha manao hira fisaonana, ka nataony fanao teo amin'ny Isiraely izany; ary, indro, efa voasoratra ao amin'ny fihirana fisaonana izany.''" (2Tant. 35.25 – ''Ny Baiboly'').
 
Tsy miresaka velively an’i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] mpanjakan’i Joda ireo Fitomaniana ireo.
 
=== Fotoana nanoratana ===
Ny mpikaroka momba ny Baiboly dia samy miaiky fa vita soratra amin’ny endriny ananana azy ankehitriny ny Bokin’ny Fitomaniana tamin’ny fotoan’ny [[Fahababoana]] tany Babilona]] (586-538 tal. J.K.). Nosoratana tamin’ny fotoana nanjakan’ny horohoro sy ny fanahiana ny Fitomaniana, na izany aza dia efa vita taloha elanyela ny fitomaniana sasany.
 
== Firafitry ny boky ==
 
=== Fizaràn’nyFizaràn'ny boky ===
Mizara dimy ny Bokin’ny Fitomaniana ka ny fizaràna tsirairay dia Fitomaniana iray.
Mizara dimy ny Bokin’ny Fitomaniana ka ny fizaràna tsirairay dia Fitomaniana iray. Maneho ny fahorian’i Ziona taoriana’ny faharavan’i Joda sy ny fandravan’ny Babiloniana ny Tempoly ireo Fitomaniana ireo, izay maneho ny famaizana ataon’Andriamanitra amin’ny vahoakany be fahotana. Angamba nosoratana izy ireo mba ho vakina ampahibemaso eo amin’ny fiangonana amin’ny andro fisaonana izay hajaina isan-taona ho fahatsiarovana izany fahavoazan-be izany. Na dia izany aza, ny Fitomaniana rehetra dia mampahatsiahy ny famindram-pon’Andriamanitra sy manambara ny fanatenana ny aminn’ny hampanginan’Andriamanitra ny fahatezerany sy ny hampijoroany indray ny vahoakan’i Israely.
 
Mizara dimy ny Bokin’ny Fitomaniana ka ny fizaràna tsirairay dia Fitomaniana iray. Maneho ny fahorian’i Ziona taoriana’ny faharavan’i Joda sy ny fandravan’ny Babiloniana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ireo Fitomaniana ireo, izay maneho ny famaizana ataon’Andriamanitra amin’ny vahoakany be fahotana. Angamba nosoratana izy ireo mba ho vakina ampahibemaso eo amin’ny fiangonana amin’ny andro fisaonana izay hajainaatao isan-taona ho fahatsiarovana izany fahavoazan-be izany. Na dia izany aza, ny Fitomaniana rehetra dia mampahatsiahy ny famindram-pon’Andriamanitra sy manambara ny fanatenana ny aminn’ny hampanginan’Andriamanitra ny fahatezerany sy ny hampijoroany indray ny vahoakan’i Israely.
==== I Jerosalema: andriambavy nilaozan’olona (1) ====
 
==== I Jerosalema: andriambavy nilaozan’olonanilaozan'olona (1) ====
Manoritsoritra an’i Jerosalema sahala amin’ny andriambavy nilaozan’ny olona, sady nofaizina noho ny fihoa-pampan’ny fahotany ny Fitomaniana voalohany.
 
==== Tezitra Andriamanitra (2) ====
Tononkalo miresaka ny amin’ny vokatry ny mosary ny Fitomaniana faha-2 : torana ny ankizy, mihinan-janaka ny reny, faty no mameno ny lalana ao an-tanàna.
 
==== Mampionona ny olony Andriamanitra (3) ====
Ligne 37 ⟶ 39 :
 
==== Fanantenana famonjena avy amin’Andriamanitra (4) ====
Ny Fitomaniana faha-4 dia malahelo ny lazan’ny Tempolin’i[[Tempolin'i Jerosalema]] tany aloha izay rava ankehitriny. Izy dia fitarainana atao ampahibemaso mitovy sokajin-dahabolanasokajy amin’ny hira fisaonana
 
==== Mitarainana amin'Andriamanitra ny olony (5) ====
Ligne 43 ⟶ 45 :
 
=== Endrika kanton’ireo Fitomaniana ===
Fanangonana amboaran-tononkira dimy izay mitovy ngadona amin’ny atao hoe ''kinah'' (“hiram-pisaonana”) ny Bokin'ny Fitomaniana. Ny toko iray dia atao hoe “fitomaniana” (sahala amin’ny “salamo” ao amin’ny Bokin’ny Salamo). Ny Fitomaniana efatra voalohany dia samy manana andininy izay manomboka amin’ny litera ao amin'ny abidia[[abidy hebreo]]. Ny famakiana ny fitambaran’ny litera voalohany amin’ny andininy rehetra dia tsy misy heviny.
 
==== Fitomaniana voalohany sy faha-2 ary faha-4 ====
Nosoratana tamin’ny fakana modely hiram-paty ny Fitomaniana voalohany sy faharoa ary fahefatra, izay samy misy andininy 22 milaharamilahatra araka ny abidiaabidy hebreo.
 
==== Fitomaniana faha-3 ====
Ny Fitomaniana fahatelo dia miavaka satria ahitranaahitana andininy 66, ka ny andininy telo hoisaky an’nyny litera tsirairay ao amin'ny abidy hebreo. Ilay olon-tokana mitomany dia i [[Fanjakan'i Jodà|Joda]] izay nampitenenina tahaka ny olona. Ny Fitomaniana faha-3, izay arak’abidia, nefa nalahatra sahala ho vondron’andininy telo, (ka ny tsirairay amin’ireo dia manomboka amin’ny litera mitovy), dia manana toetra miavaka sady mampahatsiahy nyilay Fiaikenatao hoe "Fieken-pinoan’ipinoan'i Jeremia".
 
==== Fitomaniana faha-5 ====
Ny Fitomaniana faha-5, izaydia tsy arak’abidia, na dia ahitana andininy mitovy isa amin’ny [[Abidy hebreo|litera herbreo]] (miisa 22).
 
== Jereo koa: ==
* [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]]
* [[Ziona]]
* [[Fahababoana tany Babilona]]