Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Nosoratana hanana endrika [[tononkalo]] ny ohabolana, sahala amin'ny [[salamo]]. Ahitana teny mirakitra fahendrena nentin-drazana ao toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy tononkalo koa izay mahakasika ny fitondran-tena araka an'Andriamanitra sy fitsikerana ny fisainana ratsy mbamin'ny asa ratsy ary maneho ny vokatr'izany.
 
Isan'ireo lohahevitra voizin'ny Bokin'ny Ohabolana ny maha fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fahendrena, dia ny fahendrena izay tokony hananan'ny olona amin'ny fotoana sy toerana rehetra sy amin'ny sehatra rehetra. Ampianariny ny tokony hanaovana sy hitiavana ny rariny sy ny fanetren-tena ary ny fananana toetra mahatoky. Tsy manavaka saranga ny ohabolana fa mahakasika ny sokajin'olona rehetra.{{Testamenta Taloha}}
 
== Anaran'ny boky ==
Andalana faha-45:
* Ohabolan'ny mpanjaka Lemoela (31.1-9)
 
* Ohabolana manaraka [[Abidy hebreo|abidy]]: vehivavy hendry (31.10-31){{Testamenta Taloha}}
 
== Jereo koa ==
* [[Bokin'i Joba|Joba]],