Bokin' ny Ohabolana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Dore Solomon Proverbs.png|vignette|''Manoratra ohabolana i Solomona'', nataon'i Gustave Doré, 1866]]
Ny ''[[Bokin'ny Ohabolana]]'' na ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]'' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], izay tafiditra ao amin'ireo boky atao hoe Soratra masina (Hagiografa) na [[Ketuvim]] (na Ketubim) ao amin'ny Baiboly jiosy na [[Tanakh]]. Ny Bokin'ny Ohabolana dia fanangonam-pitenenana izay nampiasaina teo amin'i Israely tany aloha mba hampianarana ny vahoakan'Andriamanitra ny fomba tokony hiainany ao amin'ny fahamarinana araka
Nosoratana hanana endrika [[tononkalo]] ny ohabolana, sahala amin'ny [[salamo]]. Ahitana teny mirakitra fahendrena nentin-drazana ao toy ny oha-pitenenana fohifohy isan-karazany sy
Isan'ireo lohahevitra voizin'ny Bokin'ny Ohabolana ny maha fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fahendrena, dia ny fahendrena izay tokony hananan'ny olona amin'ny fotoana sy toerana rehetra sy amin'ny sehatra rehetra. Ampianariny ny tokony hanaovana sy hitiavana ny rariny sy ny fanetren-tena ary ny fananana toetra mahatoky. Tsy manavaka saranga ny ohabolana fa mahakasika ny sokajin'olona rehetra.
== Anaran'ny boky ==
Ny teny hoe ''Ohabolana'' dia teny malagasy nenti-nandika ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''Míshlê'' izay midika hoe "fanoharana" na "ohabolana". Atao hoe שְׁלֹמֹה מִשְלֵי / ''Míshlê Shlomoh'' io boky io ao amin'ny Tanakh, izany hoe "Fanoharan'i [[Solomona]]" na "Ohabolan'i Solomona". Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''Liber proverbiorum'' na ''Proverbia'' (ao amin'ny [[Volgata]]). Amin'ny teny grika kosa dia
== Ny fanoratana ny Ohabolana ==
Andalana faha-15:
Azo zaraina dimy ny Bokin'ny Ohabolana araka ny olona voalaza fa nanoratra azy:
# Ohabolan'i Solomona, andiany faharoa (25.1 -- 29.27);
▲- Ohabolan'i Solomona, andiany faharoa (25.1 -- 29.27);
Toy izao ny antsipiriany amin'izany:
Ligne 49 ⟶ 45 :
* Ohabolan'ny mpanjaka Lemoela (31.1-9)
* Ohabolana manaraka [[Abidy hebreo|abidy]]:
== Jereo koa ==
* [[Bokin'i Joba|Joba]],
|