Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Prophet David by Nikolaos Doxaras.jpeg|vignette|''Ny mpaminany Davida'' - nataon'i Nikolaos Doxaras (1705-1775)|276x276px]]
Ny '''''Bokin'ny Salamo''''', na '''''Salamo''''', dia boky ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] izay misy amboaran-kira sy tononkalo fiderana an'Andriamanitra mahatratra 150. Voasokajy ho bokim-pahendrena na soratra masina izy ka atao amin'ny teny grika hoe ''ἅγιογραφία'' ''/'' ''hagiographia'' ("soratra masina"). Voasokajy ho isan'ireo atao amin'ny teny hebreo hoe ''[[Ketuvim]]'' ("soratra") izy.
[[Sary:Psalms scroll.PNG|vignette|''Ny horonambokin'ny Salamo'']]
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Bokin'ny Salamo'' na ''Salamo'' dia fanagasiana ny teny grika hoe ''Βίβλος Ψαλμών'' / ''Biblos Psalmôn'' ("Bokin-kira", "Bokin'antsa") na ''Ψαλμοί'' / ''Psalmoi'' ("hira, antsa" (milaza maro)). Izany dia nenti-mandika ny teny hebreo hoe ספר תְּהִלִּים / ''Sefer Tehillim'' ("Bokim-piderana" na "Bokin-kira fiderana") izay tsorina fotsiny amin'ny hoe תְּהִלִּים / ''Tehillim'' ("Fiderana" na "Hira fiderana").
 
== Lohahevitra ==