Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Boky faharoan’ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin'ny [[Tanakh]], boky masin'ny jodaisma. Ampahany amin'ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny [[Bokin'ny Tantara]], ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan'ny Tantara]].
 
Manomboka amin'ny tantaranan'ny fanjakan'i [[Solomona]] ny boky. Avy eo mitantara ny nivakisan’ny fanjankana ho roa: [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] any atsimo sy [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]] any avaratra. Derain'ny mpanoratra ho ilay mpanjaka tonga lafatra i [[Solomona]] ao amin’ny boky. Voaresaka ao amin'ny Boky faharoan’ny Tantara fa ny vahoakan’i Israely dia vahoaka mpanota sady tsy niverina tamin’Andriamanitra. I [[Hezekia]] sy i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] no mpanjaka nalaza indrindra tamin’ny fanompoana an’Andriamanitra sady nanao izay hanajana ny Lalàn’Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}
Andalana faha-15:
 
== Fizarànan'ny boky ==
Azo atao ny mizara ny boky ho roa ny boky: ny nanjakan'i [[Solomona]] (toko voalohany – faha-9), ny fivakisan'ny firenena sy ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana]] (toko faha-10 – faha-36).
 
=== Ny nanjakan'i Solomona ===
Andalana faha-39:
==== Ny nanjakan'i Rehoboama sy ny nivakisan'ny firenena (10 - 12) ====
 
* Ny niodinan'ny foko folo tamin'ny mpanjaka [[Rehoboama]] (10.1 – 10.19)
* Ny fanjakan'i Rehoboama (11.1 – 12.16)
 
Andalana faha-45:
 
* Ny nanjakan'i Abia (13.1 – 13.22)
* Ny nanjakan'i [[Asa (mpanjakan'i Jodà)|Asa]] (13.23 – 16.14)
* Ny nanjakan'i [[Josafata]] sy ny fanampian'Andriamanitra azy (17.1 – 20.37)
* Ny nanjakan'i Jehorama (21.1 – 21.20)
* Ny nanjakan'i Ahazia sy i Atalia (22.1 – 23.21)
Andalana faha-53:
* Ny nanjakan'i Ozia (26.1 – 26.28)
* Ny nanjakan'i Jotama (27.1 – 27.9)
* Ny nanjakan'i [[Ahaza]] (28.1 – 28.27)
 
==== Fanjakana hatramin'i Hezekia ka hatramin'ny didin'i Kirosy (29 – 36) ====
Andalana faha-62:
* Ny nanjakan'i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) sy ny nahitana ny ''Bokin'ny Lalàna'' (34.1 – 35.27)
* Ny nanjakan'i [[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] sy i [[Joiakima]] sy i [[Joiakina]] ary i [[Zedekia]] (na Sedekiasa) ary ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana]] (36.1 – 36.21)
* Ilay didin'i Kirosy nampody ny [[Jiosy]] an-taniny (36.22 – 36.23)
 
== Jereo koa: ==