Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
== Fifironan-teny ==
Ny teny hoe ''Nomery'' dia avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] ''Numeri'', lohatenin'io boky io avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Αριθμοί'' / Arithmoi izay azo adika hoe "fanisana", izany hoe fanisam-bahoaka. Ny hoe ''Fanisana'' kosa dia fandikana amin'ny teny malagasy izany teny grika sy latina izany. Tsy ny fanisam-bahoaka loatra anefa no lohahevitra tena iompanan'io boky io. Ao amin'ny [[Tanakh]] izy dia atao amin'ny teny hebreo hoe ''במדבר /'' ''Be-midbar'' ("Tany an'efitra", "Tany an-tany efitra") izay mifanentana kokoa amin'ny zavatra resahiny.
 
== Firafitry ny boky ==
Andalana faha-10:
 
=== Ireo roapolo andro farany teo amin'i Sinay ===
Ny fizaràna voalohany (Nom. 1.1 - 10.10) dia mirakitra ny fanisam-bahoaka natao, ny fandaminana ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folo]], ny sata manokan'ireo [[Levita]], ny fanaovam-panatitra isankarazany, ny fankalazana ny [[Paska jiosy|Paska]], ary ny fanambaràna ny fanohizana ny dia ho any [[Kanaana (faritra)|Kanana]].
 
=== Nirenireny sivy amby telopolo taona ===