Kônsily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[konsily|konsily,]] izay atao hoe koe [[Konsily|sinoda]], dia fivoriam-ben'ny eveka katolika na ortodoksa izay anapahana ny [[tenim-pionoanapinoana]] sy ny foto-pampianarana ary ny fitsipi-pifehezana hiainan'ny Fiangonana. Ny [[Apostoly]] no heverina fa nanao [[Konsily tao Jerosalema|konsily voalohany tany Jerosalema]] (taona 49 taor. J.K.). Tsy isaina ao amin'ny filaharan'ny konsily io fivorian'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] io. Ny emperora no nampiantso konsily tamin'ny voalohany, avytaty eoaoriana dia ny Papa no manao izany. Ny [[Konsily voalohany tao Nikea]] no konsily voalohany teo amin'ny Fiangonana taorian'ny andron'ny Apostoly. Manam-pahefana amin'ny Fiangonana ny zavatra tapaka amin'ny konsily.
 
Misy anefa konsily sasany izay tsy eken'ny fiangonana sasany aorian'ireo fivakisan'ny Fiangonana teo amin'ny tantara. Ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] dia tsy manaiky afa-tsy ny fahefan'ny konsily telo volohany, ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana]] ny fito voalohany, ary ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]] dia manaiky ny fahefan'ny ankamaroan'ny konsily rehetra.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''konsily'' dia avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''concilium'' fa ny teny hoe ''sinoda'' kosa dia avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''sun odos.'' misy koa ny manoratra amin'ny teny malagasy hoe ''synoda.''
 
== Ireo konsily ekiomenika ==
 
=== Ny konsily efatra voalohany ===
Ireto konsily efatra ireto dia eken'ny Fiangonana katolika sy ny Fiangonana ortodoksa syary ny ankamaroan'ny Fiangonana protestanta.
 
==== Ny Konsily voalohany tao Nikea (taona 325) ====