Diôfizisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[diofizisma]] na [[Diofizisma|diofizitisma]] dia fampianarana krostolojika noraisin'ny konsily ekiomenika fahefatra, dia ny [[Konsily tao Kalkedona]] tamin'ny taona 451 izay manambara ny maha tokana an'i [[Jesosy|Kristy]] manana fomba (natiora) roa tsy mifangaro sy tsy miova ary tsy mizara no tsy misaraka.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''diofizisma'' na ''diofizitisma'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''δυοφυσιτισμός'' / ''duofusitismos'' izay azo rasaina amin'ny teny hoe ''δυο'' / ''duo (''midika hoe "roa") sy ny hoe φύσις / ''phusis'' (midika hoe "fomba" "natiora").
 
== Tantaran'ny diofizisma ==