Mônôfizisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-23:
Tao amin'ny Fiangonana kopta sy teo amin'ireo mpianatr'i Eotikesy avy any Konstantinopoly no tena nampatanjaka ny monofizisma. Noho izany dia napotraky ny Fiangonana Lehibe ka nisaraka taminy ireo monofizita tamin'ny taonjato faha-6.
 
Tamin'ny endriny atao hoe [[miafizisma]] dia ampianarin'ny [[Fiangonan'ny konsily telo]] ny monofizisma. Ireto avy ireo Fiangonana monofizita izay atao hoe koa [[Fiangonana tsy Kalkedoniana]]:

* ny Fiangonana apostolika armeniana,
* ny Fiangonana kopta ortodoksan'i Ejipta,
* ny Fiangonana kopta ortodoksan'i Etiopia,
* ny Fiangonana siriaka ortodoksa (na jakobita) ary,
* ny Fiangonana sirianan'i India Atsimo.
 
== Jereo koa: ==