Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy fanitsiana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana]] na [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksa katolika]] izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ortodoksa]] dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny Kosily fito nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny Konsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa EndrefanaAndrefana]] sy ao Grisia (na Gresy) ary ao Kaokazy. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i Mediteranea sy ao Afrika. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa.
 
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==