Fiteny grika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-12:
Ny '''fiteny grika''' dia fiteny indo-eoropeanina. Izany no fiteny ofisialy ao [[Grisy]] sy [[Kipra]]. Ny toerana notenenana io fiteny io voalohany dia tao grika ary tao amin’ny amorontsiraky ny Azia Minora, ary tamin’ny faritra atsimon’i [[Italia]]. Nisy fotoana nampiasana ny teny grika ihany koa tao Azia Andrefana ary tao Afrika Avaratra. Ny anaran’ny fiteny grika amin’ny teny grika dia ''Ελληνικά'' (elliniká).
 
Mampiasa ny [[abidy grika]] ny grikaGrika rehefa manoratra ny teniny. Avy amin’ny abidy grika ny [[abidy latina]] izay hanoratanaanoratana ny teny malagasy, frantsay ary ny ankamaroan’ny teny eoropeanina tandrefana. Habidy[[Abidy]] hafa maro ihany koa no avy amin’ny tenyabidy grika toa ny [[abidy sirilika]]. Io abidy grika io kosa dia avy amin’yamin’ny abidy nampiasain’ny fenisianina.
 
Ny grika dia mananan tantara an-tsoratra tsy tapaka nandritry ny telo arivo taona. IzanoIzany dia lava noho ny teny indo-eoropeana tenenina ankehitriny. Vakiana ho telo tolotoko izany tantara izany : grika taloha, grika tamin’nytamin'ny taonaAndro afovoanyAntenantenany, ary ny grika ankehitriny. Ny grikan'ny taona anelanelan’ny taona 330 sy 1453 dia antsoina hoe grika tamin’ny Taona Afovoany satria tamin’io fotoanaAndro ioAntenantenany noizay nanjakan’i [[Empira Bizantina]].
 
Ankehitriny iadia eo amin’ny 15 tapitrisa eo ho eo no miteny grika. Ao Grisy sy Sipra no misy ny ankamaroan’izy ireo. Misy ihany koa ny olona miteny grika eny amin’ny firenena maro. Ny anton’izany dia ny fifindran’ireo mpiteny grika monina. Maro dia maro ireo grikaGrika lasa nifindra monina tany [[Aostralia]].
 
== Jereo koa ==