Demôkrasia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
A '''[[demokrasia''']] (teny avy amin'ny fiteny grika, izay midika hoe "fanjakan'ny vahoaka") dia karazana [[fitondram-panjakana]] iray. Ny demokrasia dia rafitra izay ahitana ny olona afaka manapa-kevitra mikasika ny fomba tokony hitondrana ny fireneny na ny fikambanany.
 
Ny tena karazana demokrasia mahazatra dia demokrasia amin'ny alalan'ny [[solontena]], izay mpitondra fidian'ny olona (ara-dalàna amin'ny alalan'ny fifidianana) manapa-kevitra mikasika ny lalàna. Atao isaky ny taona vitsivitsy ny fifidianana. RehefaAmin'izany mitrangafotoana izany, dia izay mahazo vato be indrindra no haherymahery indrindra, mandra-pahatongan'ny fifidianana manaraka.
 
Ny [[antoko politika]] dia ampahany manan-danja ao amin'ny demokrasian-tsolontena. Anisan'ny mpikambana ao amina antoko poitika iray ny mpanao politika, fikambanana iombonan'ny mpanao politika mitovy hevitra momba ny zavatra tokony hatao. Noho izany, eo amin'ny fifidianana, ny olona dia tsy hifidy fotsiny ny olona iray, fa ho an'ny antoko politika iray. Mandalo matetika amin'ny fanamafisana demokratika ny fanjakana iray mba hampaharinhahamarin-toerana ny demokrasia.
 
== Karazana demôkrasia ==
Maro ireo karazana demôkrasia mety misy, fa misy endrika fotony roa. Ireo endrika roa ireo dia mikasika ny fomba fanatanterahan'fanatanterahana ny sitrapon'ny olom-pirenena rehetra. Ny ''[[demôkrasia mivantana]]'' dia demôkrasia andraisan'ny olom-pirenena rehetra anjara amin'ny fanapahan-kevitra politika. Amin'ny demôkrasia maoderina dia omena an'olona vitsy ny fahefana. Ny rafitra mitovitony izay manatsonikamampikambana ampahan-demôkrasia amin'ny lalàna sharià dia antsoina hoe «"islamôkrasia»".
 
== Tondro ==
Tsy misy fomba famaritana ny demôkrasia iaraha-manaiky, fa ny tondro tena ilaina dia ny fitoviana arafitovian-jo, sy ny fahafahana ara-politika ary ny fanjakanfanjakana tan-dalàna. Ireo fototra ireo dia hita taratra amin'ny hoe «"samy mitovy zo eo imason-dalànaanatehan'ny lalàna ny olom-pirenea rehetra»". Ao amin'ny demôkrasia entin-tsolontena dia mitovy lanja avokoa ny vato latsakaalatsaka, ary tsy misy famerana diso tafahoatra amin'ny olona izay tiate ho solontena, ary koa ny fahafahan'ny olom-pirenena manana zo ary fahafahana arovan'ny [[Lalampanorenana|lalàm-panorenana]].
 
Ny fanjakan'ny ampaha lehibe indrindra ihany koa no lazaina fa anisan'ny tondron'ny demôkrasia. Noho izany, dia mamela ireo antoko politika kely ho voagejan'ny «"antoko politika lehibe»", rehefa tsy misy ny fiarovana ara-jonny zon'ny olon-tokana na fikambanan'olona.
 
== Jereo koa ==