Repoblika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Forms of government.svg|Ny fomba fitondrana ny fanjakana erak'izao tontoloi izao|340px|right|border|thumb]]
 
Ny '''Repoblika''' dia endrika [[governemanta]] iray izay azo dikaina ho "raharaham-bahoaka" ([[Teny latina|latina]] ''res publica''). Ny famaritana ny repoblika ankehitriny dia governemanta tsy manana mpanjaka ho mpitondra ny firenena. Ny repoblika dia tokony tsy afangaro amin'ny [[demokrasia]], ny repoblika dia ny fitondran'ny lalàna nefa ny demokrasia dia midika ny fitondran'ny daholobe. Io dika faran'ny demokrasia io dia avy ain'ny [[teny grika]] ''Dimokratía'' izay ahitana ny hoe ''Demos'' (mponina) sy ny hoe ''Kratos'' (fanjakana).
 
== Ny repoblika amin'ny siansa ara-politika ==
{{...}}
Amin'ny teôria arysy amin'ny siansa ara-politika, ny teny ''repoblika'' dia mety ilazana endri-panjakana maro.
 
== Ny fototry ny repoblika ==
{{...}}
Arak'i Aristoty, ny fototry ny repoblika dia:
* Ny '''fizarana ny fahefana''' (fahefana mpanao lalàna sy fahefana mpitsara ary fahefana mpanatanteraka) sy ny famehezana azy ireo.
* Ny '''fandraisana anjara ara-politika''' mavitrika avy amin'ny olom-pirenena (izay ilana fampianarana ny siansan-dalàna sy siansa ara-politika)
* Ny '''fahafahana ary ny fitovizana''' eo anatrehan'ny lalàna.