Repoblika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 130 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q7270 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Forms of government.svg|Ny fomba fitondrana ny fanjakana erak'izao tontoloi izao|340px|right|border|thumb]]
 
Ny '''Repoblika''' dia endrika governemanta iray izay azo dikaina ho "raharaham-bahoaka" (latina ''res publica''). Ny famaritana ny repoblika ankehitriny dia governemanta tsy manana mpanjaka ho mpitondra ny firenena. Ny repoblika dia tokony tsy afangaro amin'ny demokrasia, ny repoblika dia ny fidodranfitondran'ny lalàna anefanefa ny demkrasiademokrasia dia midika ny fitondran'ny daholobe. Io dika faran'ny demôkrasiademokrasia io dia avy ain'ny teny drikagrika ''Dimokratía'' izay azo ahitana an'iny hoe ''Demos'' (mponina) arysy ny hoe ''Kratos'' (fanjakana).
 
== Ny repoblika amin'ny siansa ara-politika ==
Andalana faha-10:
{{...}}
Arak'i Aristoty, ny fototry ny repoblika dia:
* Ny '''fizarana ny fahefana''' (mpanao lalàna, fitsaranasy mpitsara ary fampiharanampanatanteraka) arysy ny famehezana azy ireo.
* Ny '''fandraisana anjara ara-politika''' mavitrika avy amin'ny olom-pirenena (izay ilana fampianarana ny siansan-dalàna arysy siansa ara-politika)
* Ny '''fahafahana ary ny fitovizana''' eo imasonanatrehan'ny lalàna.
 
[[Sokajy:Fomba fitondràna]]