Hiran' i Debôrà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
==== Fandresen'ny Israelita ny Kanaanita ====
Hatramin'ny nahafatesan'i [[Josoa]] (na Jôsoe) efa 160 taona tany aloha, dia sambany vao nandresy ny fahavalony ny Israelita raha nangeja azy ireo mafy tamin'ny fampihorohoroany nandritra ny 20 taona i Jabina mpanjakan'i Hazora, atao hoe mpanjakan'i [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] (Mpits. 5.6-11) raha tsy tonga i Debora sy i Baraka nanamafy indray ny hambompon'ny mpiray firenena aminy ka nahangona lehilahy arivo. Nandresy izany tafika israelita izany tamin'ny ady tao amin'ny lohasahan'i Esdrelona (Mpits. 4.10-16; Salamo 83.9).
[[Sary:Tissot Jael Smote Sisera, and Slew Him.jpg|vignette|203x203px|''Namono an'i Sisera i Jaela,'' nataon'i James Tissot, 1896 -1902]]
Afa-nandositra ihany i Sisera mpitari-tafik'i Jabina nefa niditra tao an-dain'i Jaela, vehivevy israelita izay namono azy rehefa natory. Izay vao nandresy indray ny Israelita ka tsy nisy intsony ny ady teo amin'ny Israelita sy ny Kananita nandritra ny 40 taona (Mpits. 5:31).
Andalana faha-35:
 
==== Fotoana nanoratana ilay hira ====
Ny manampahaizana momba ny [[Baiboly]] dia mihevitra fa isan'ny lahatsoratra tranainy indrindra ao amin'ny Baiboly io tonon-kira io ka mety tany amintamin'ny taonjato faha-12 tal J.K. no nanoratana azy voalohany raha ny firafitry ny teny amam-pehezanteny sy ny tantara manodidina azy no heverina<ref name=":0"><small>Coogan, Michael D. (2009), ''A Brief Introduction to the Old Testament: The Hebrew Bible in its Context'', Oxford University Press, p. 180.</small></ref>. Ny mpikaroka sasany anefa milaza fa ny fitenenany sy ny votoatiny dia manambara fa tsy voasoratra talohan'ny taonjato faha-7 tal J.K. io hira io<ref><small>Frolov, S. (2011). "How Old is the Song of Deborah?". ''Journal for the Study of the Old Testament''. '''36''' (2): 163–184. doi:10.1177/0309089211423720.</small> </ref>. Misy tsy fitovizany amin'ny zavatra resahina ao amin'ny lahatsoratra manodidina azy (Mpits. 4) ihany koa ilay tonon-kira.
 
==== Foko nandray anjara tamin'ny ady ====