Andro farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Andro farany araka ireo fivavahana abrahamika ==
Hita ao amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] sy [[Jodaisma|jiosy]] ary [[Finoana silamo|silamo]] izany finoana izany. Amin'izy ireo dia midika ho [[fitsarana farany]] ny fanahin'ny olombelona, izay misy ny fanantenana ny [[fiainana mandrakizay]] ho an'ireo mpino tsy nivadika, ka noho izany dia tsy fotoana natao hatahorana ny Andro farany na ny [[Fitsarana farany]] fa natao hantenaina.
 
==== Andro farany araka ny Jodaisma ====
Andalana faha-8:
 
==== Andro farany araka ny Kristianisma ====
Ho an'ny Kristiana dia ny Fitsarana farany no tena mampiavaka ny Andro farany izay voavelabelatra ao amin'ny [[Apokalypsin'i Jaona|Bokin'ny Apokalipsa]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ireo [[Milenarisma|fihetsiketsehana milenarista]] kristiana na jiosy na "Andro vaovao" dia mivaofy an'izany ho fanambaràna ny faharavan'izao rehetra izao mba hahafahana manolo azy aminnamin'yny tontolo vaovao mifanaraka amin'ny fandaharan'Adriamanitra<ref><small>Dane Rudhyar, ''Préparations spirituelles pour un nouvel âge'', Éditions Du Rocher, coll. « Gnose », 2001, <nowiki>ISBN 2-268-00435-X</nowiki> et Marie-Jeanne Ferreux, ''Le New Age, ritualités et mythologies contemporaines'', L'Harmattan, Paris 2003, coll. « Nouvelles études anthropologiques », ISBN 2-7475-0101-9</small></ref>.
 
Amin'ny fotoana hiverenan'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] ety an-tany dia hitsara ny olona rehetra na ny velona na ny maty izay [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|hatsangana]] izy. Izy no hifidy izay hahazo ny fiainana mandrakizay miaraka aminy.
 
==== Andro farany araka ny Silamo ====
Araka ny [[Finoana silamo|fivavahana silamo]] dia hivoaka avy ao amin'ny fasany avy ny maty mba hotsaraina ka izay nitondra tena araka ny fototry ny fonoanafinoana silamo dia ho any am-[[paradisa]].
 
== Jereo koa ==