Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k
k
Ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy]] dia dikan-tenin'ny [[Baiboly]] amin'ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] ampiasain'ny fiangonana protestanta miteny malagasy amin'ny fotoam-pivavahana. Ny edisiona tamin'ny taona 1909 izay nasiam-panitsiana madinika tamin'ny taona 1965 no ampiasaina amin'izao. Io Baiboly io no ampiasain'ireo Fiangonana protestanta toy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara|Fiangonan'i Jesoa Krisy eto Madagasikara]], ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]], ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] sns. sy ireo Fiangonana avanjelika sy pentekotista maro manerana an'i Madagasikara. Ny Baiboly protestanta no nampiasain'ny [[Vavolombelon'i Jehovah eto Madagasikara|Vavolombelon'i Jehovah]] eto Madagasikara talohan'ny namoahany ny dikan-teniny manokana. Ny tantaran'ny Baiboly protestanta malagasy dia ampahany lehibe amin'ny tantaran'ny Baiboly eto Madagasikara.
 
Ny tantaran'ny Baiboly protestanta malagasy dia ampahany lehibe amin'ny tantaran'ny Baiboly eto Madagasikara.
 
== Tantara'ny Baiboly protestanta malagasy ==
 
== Ny fiangonana mampiasa Baiboly protestanta ==
Ny protestantisma dia tonga teto Madagasikara tamin'ny vanim-potoana faha mpanjaka. Misy fiangonana maro ka ny roa voalohany tonga teto Madagasikara dia ny [[loteranisma]] sy ny [[kalvinisma]] (na presbiterianisma) izay nipoiran’ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM). Tsy ireo ihany no fiangonana protestanta fa ao koa ny [[Misiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara]] (METM), ny [[Fiangonana Malagasy Tranozozoro Antranobiriky]] (FMTA), ny [[Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara]] (FPVM), ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy|Eklesia Episkopaly Malagasy (Anglikana)]] (EEM), ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara|Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]], ny [[Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara]], ny [[Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)|Fiangonana Pentekotista Mitambatra]], ny Assemblée de Dieu sy ny [[Pentekotisma|fiangonana pentekotista]] sy [[Evanjelisma|evanjelika]] (na ara-Pilazantsara) maro samihafa miparitaka eto Madagasikara. Ny Baiboly protestanta no nampiasain'ny [[Vavolombelon'i Jehovah eto Madagasikara|Vavolombelon'i Jehovah]] eto Madagasikara talohan'ny namoahany ny [[Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao|dikan-teniny]] manokana.
 
== Jereo koa: ==
14 801

modifications