Skoto: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Mbola vao nanomboka mihitsy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
<blockquote>Mpitari-dàlana, mpisafo tany, mpamaky lay,... ireo no azo andikana ny teny hoe "Skoto" raha ara-bakiteny. Rehefa miady ny miaramila dia ireo no olona alefa mialoha mba handinika ny toe-java-misy mandrapahatonga any amin'ny fahavalo.</blockquote>I [[Robert Baden-Powell|Baden Powell]] dia lehilahy iray anisan'ny iray tamin'ireo miaramila nanana izany anjara asa izany fony izy mbola tanora vao herotrerony. Nony taty aoriana anefa dia tapa-kevitra ny hanangana fikambanana iray izy ho fitaizana ny tanora zazalahy miainga avy amin'ny foto-pisainana Skoto.
 
Miparitaka maneran-tany io fikambanana io ankehitriny ary maro ny fikambanana mijoro eto Madagasikara mandala ny skotisma izay najoron'i BP. Eto madagasikara dia misy fikambanana maromaro mifandraika amin'ny Birao Manerantanin'ny Skotisma (BMS).
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Firaisan'ny Skotisma eto Madagasikara]]