Prôtestantisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Protestantisma eto Madagasikara|protestantisma]] dia efa tonga teto Madagasikara tamin'ny vanim-potoana faha mpanjaka ka laharana faha-2 manaraka ny katolisisma izy raha ny isan'ny mpino ao aminy no jerena. Ny protestantisma eto Madagasikara dia misy fiangonana maro ka ny roa voalohany tonga teto Madagasikara dia ny [[loteranisma]] sy ny [[kalvinisma]] (na presbiterianisma) izay nipoiran’ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) izay mikambana ao amin'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara]] (FFPM). Tsy ireo ihany no endrika isehoan'ny protestantisma eto Madagasikara amin'izao fotoana izao fa ao koa ireo fiangonana hafa izay tsy dia mahazatra ny Malagasy ny miantso azy hoe "protestanta" na tsy te hatao hoe "protestanta". Ny 25%n'ny Malagasy dia Protestanta<ref><small>Bureau of African Affairs (3 May 2011). [https://www.state.gov/r/pa/ei/bgn/5460.htm "Background Note: Madagascar"]. U.S. Department of State.</small></ref>.
 
== Tantarany ==