Fiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara]] (FFPM), araka io anarany io, dia mampiombona ireo Fiangonana protestanta roa dia ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM). Izany fiombonana izany dia tanterahina amin'ny fiaraha-mivavaka amin'ny fotoana sasany sy fananganana sehatra na fotodrafitrasa iraisana toy ny sekoly. Samy mampiasa ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta]] ireo Fiangonana ireo ary iombonany koa ny fampiasana boky fihirana sy tiona FFPM. Samy manaraka ny ankabeazan'ny teolojia protestanta izay niteraka sady vokatry ny [[Reformasiona]] izy ireo nefa ny FLM manaraka indrindra ny an'i [[Martin Luther|Martin Lotera]] fa ny FJKM manaraka kokoa ny an'i [[Jean Calvin]]. Ireo fiangonana roa ireo no tranainy indrindra amin'ny [[Kristianisma ao Madagasikara|Fiangonana kristiana rehetra eto Madagasikara]].
 
Atao hoe "''Fédération des Eglises Protestantes à Madagascar''" ny FFPM amin'ny teny frantsay ary "''Federation of the Protestante Churchs in Madagascar''" amin'ny teny anglisy<ref name=":0"><small>''Inona moa ny FFPM ?'', p.33.</small></ref>. Efa tany amin'ny taona 1913 no niforonan'io fiombonana io. Tsy ny fiangonana atao hoe "protestanta" (na milaza tena hoe "protestanta") rehetra anefa no miombona ao amin'ny FFPM. Ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] (na Aglikana) dia tsy isan'ny FFPM. Tsy ireo ao amin'ny FFPM ireo ihany anefa no Fiangonana protestanta eto Madagasikara.
Andalana faha-12:
 
==== Ny Fiangonana Loterana Malagasy ====
Ny Fiangonana Loterana Malagasy dia fiangonana [[KristianinaProtestantisma eto Madagasikara|kristiana]] [[Protestantisma|protestanta]] aoeto Madagasikara izay nateraky ny fitambaran'ireo Fikambanana Misionera Loterana tamin'ny taona 1950 niasa teto Madagasikara, dia ny ''[[Norwegian Missionary Society]]'' (NMS) sy ny ''Americana Lutheran Church'' (ALC) ary ny ''Lutherian Board of Mission'' (LBM) nanomboka ny taona 1888.
 
== Fanatanterahana ny fiombonana ==