Fanjakan' i Israely (mitambatra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdom of Israel 1020 map.svg|vignette|512x512px|Ny Fanjakan'i Israely mitambatra araka ny Baiboly hebreo mitantara ny vanimpotoana nanjakan'i Saoly sy i Davida (soratana mena ireo firenena resy)]]
Ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)]] na [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakana mitambatr'i Israely sy i Jodà]] dia fanjaka-mpanjaka naorin'ny Israelita tamin'ny taona 1050 tal. J.K. any ho any. Nandimby ny vanim-potoan'ny [[mpitsaran'i Israely]] io fanjakana io ka i [[Saoly]] (na [[Saola]]) no mpanjaka voalohany nanapaka azy. Araka ny [[Boky voalohan'i Samoela|Boky voaolohan'i Samoela]] ao amin'ny Baiboly dia vokatry ny fanirian'ny [[Zanak'i Israely]] hanana mpanjaka sahala amin'ireo firenena hafa izay neken'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny mpaminany [[Samoela]] no nampisy io fanjakana io (1Sam. 8). Nivaky roa ioizany fanjakana ioizany taty aoriana ka ny avaratra dia ny [[Fanjakan'i Samaria]] fa ny atsimo kosa dia ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Telo fotsiny ny mpanjaka nitondra an'io fabjakanafanjakana io talohan'ny hizaràny roa, dia i [[Saoly]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]].
 
==== Ny fanjakan'i Saoly ====