Debôrà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
I '''Debora''' na '''Debôrà''' dia mpaminanivavy izay nitsara ny [[Zanak'i Israely]] tanatin'ny 40 taona sady anisan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 4-5). Nandimby an'i [[Samgara]] izy sady nodimbasan'i [[Gideona]].
 
Nikambana tamin'i Debora, izay avy any amin'ny tendrombohitr'i Efraima, i Baraka avy any Kadesy any Naftaly raha nahita ny fandrahonana nataon'i Sisera avy any Haroseta ha-Goima. (I Sisera dia mety ho mpitari-tafik'ireo mponina avy any an-dranomasina.) Nandresy ny tafik'i Sisera izy ireo teo akaikin'ny ony Kisona, noho ny firotsahan'ny oram-batravatra izay nahatonga ny fiaran'ireo fahavalo ho rendrika. Izany no ady tao amin'ny ranon'i [[Megido]].
 
== Jereo koa: ==