Fokon' i Asera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
Tsy dia mazava loatra ny tena sisin-tanin'i Asera raha ny Torah no dinihina satria mety tsy nanana tany fantatra ny fokon'i Asera<ref name=":0" />. Na dia nisy ny fifandraisana ara-barotra tamin'i Foinikia (Fenisia) nandritra ny tantara aza i Asera dia hoatra ny tsy nisy fifandraisana tamin'ireo fokon'i Israely hafa loatra. Tsapa koa fa tsy dia voalaza ho nandray anjara tamin'ny ady nifanaovan"ny Kananita (na Kananeana) tamin'ireo foko hafa ny fokon'i Asera nandritra ny ady nifanaovan'i Baraka sy i Sisera izay tantarain'ny Baiboly<ref name=":0" />. Ireo mpanao tsikera dia manatsoaka hevitra fa mety tsy nahita toerana teo amin'ny fitondrana politika tao Israely ny fokon'i Asera<ref name=":0" />.
 
== IsanAnisan'nyireo fokofokon'i Israely nanjavona ==
Isan'ireo foko niaraka tamin'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Samaria]] ny fokon'i Asera. Tamin'ny nandravan'ny Asiriana ny Fanjakan'i Samaria sy [[Fahababoana tany Asiria|nanaovana sesitany]] ny mponina tao dia tsy fantatra intsony izay nanjo ny fokon'i Asera ka izany no ilazana fa isan'ireo fokon'i Israely folo nanjavona izy. Ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia lazaina fa isan'ny fokon'i Asera i Ana mpaminanivavy sy i Fanoela rainy (Lioka 2.36).