Fokon' i Naftaly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
Tao amin'ny faritr'i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na [[Galilia (faritra)|Galilea]]), manamorona ny tapany ambonin'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] (na [[Jordany (ony)|Jordany]]) sy ny [[farihy Tiberiada]] (na Tiberiasy) ny tanin'i Naftaly. Ao andrefany no ahitana ny tanin'i [[Fokon'i Asera|Asera]], ao avaratra ny [[Fokon'i Dana|tanin'i Dana]] ary ao atsimo ny [[Fokon'i Zebolona|tanin'i Zebolona]] (Jos. 19.32-39).
 
== FokoAnisan'ireo fokon'i Israely nanjavona ==
Tamin'ny fivakisan'ny fanjakana ho roa dia isan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] (na Fanjakan'i Samaria) ny fokon'i Naftaly. Araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 15.29) dia [[Fahababoana tany Asiria|nataon'ny Asiriana sesitany]] ny mponin'i Naftaly tamin'ny taona 734 tal. J.K. Lazaina fa isan'ny fokon'i Israely very izy.