Fokon' i Robena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
Roa taona taorian'ny fivoahana avy any Ejipta dia nisy lehilahy 46 5000 feno 20 taona no ho miakatra ny fokon'i Robena (jereo: 1Mpanj. 19.16.)<ref name=":0"><small>Ao amin'ny ''Bokin'ny Renitantely'' (toko faha-32) dia voalaza fa avy any Mehola ao amin'ny fokon'i Robena i Elisa mpianatr'i Elia. Nisy fahagagana lehibe niseho tao Israely tamin'ny andro nahaterahany: ilay ombilahy (sampy resahin'i Epifanio ao amin' ''Ilay Ombivavy Volamena'') izay notompoiny tao Gilgala dia niondrika (nietry) ka heno hatrany Jerosalema ny feony. Tamin'izany fotoana izany dia nilaza ny mpisorona fa misy mpaminany mahery teraka tamin'io andro io ao Israely izay hanapotika ny sary sy ny sampy rehetra. Maty tanatin'ny fahasambarana izy ka nalevina tao Samaria.</small></ref>. Ny fokon'i Robena dia naka ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] ka nanorim-ponenana tamin'ny ila-tany andafy atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]]. Tamin'ny fanapahan'i [[Saoly]] (na Saola) dia niady tamin'ny fokon'ny Agareana (na Agarita) ny fokon'i Robena ka naharesy azy sady nanitatra ny fari-taniny tamin'ny fakany ny ilany atsinanan'i Galaada (na Gileada) (jereo: 1Tant. 5.10).
 
== IsanAnisan'nyireo fokon'i Israely nanjavona ==
Isan'ireo [[fokon'i Israely]] lazaina fa nanjavona ny fokon'i Robena tamin'ny [[Fahababoana tany Asiria|nandravana ny Fanjakan'i Israely]] (na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Samaria]] na Fanjakana Avaratra) tamin'ny taona 722 tal. J.K. nefa voalaza fa ny apostoly Petera (na Piera) dia isan'ny fokon'i Robena 750 taona taty aoriana<ref><small>Mety ho lovantsofina apokrifa izany: ny mpanoratra kristiana dia mety te hampifandray ny apostoly voalohany amin'ny zanaka lahin'i Jakoba voalohany.</small></ref>. Ny mpaminany Elisa sy ny mpaminany [[Joela]] (na Joely) dia isan'ny fokon'i Robena<ref name=":0" />.