Fanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kingdoms of Israel and Judah map 830.svg|vignette|376x376px|Fanjakan'i Israely sy Fanjakan'i Jodà tamin'ny taonjato faha-9 tal. J.K.]]
Ny [[Fanjakan'i Jodà]] na [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan'i Joda]] na [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakana Atsimo]] dia fanjaka-mpanjaka tany [[Atsinanana-Akaiky]] taloha naorin'ny Israelita tamin'ny [[Andron'ny Vy]]. Araka ny [[Baiboly]] dia teo anelanelan'ny taona 931 sy 586 tal. J.K. no nisian'io fanjakana io izay nifanefi-tany tamin'ny [[Fanjakan'i Samaria]] (na [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]]) izay nifanohitra taminy. Araka ny Baiboly dia vokatry ny fivakisan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely izay mbola nitambatra]] izy sy ny Fanjakan'i Samaria taorian'ny nahafatesan'i [[Solomona]] ([[Salômôna]]). Taorian'ny vanim-potoam-pandrosoana teo ambany fifehezan'ny Fanjakana Asiriana vaovao dia noravan'ny Babiloniana izy tamin'ny andron'i [[Nebokadnetsara II]] tamin'ny ady nifanaovan'i Egiptiana sy ny Babiloniana.

== Ny fokon'i Israely tao amin'ny Fanjakan'i Jodà ==
Roa fotsiny ny [[fokon'i Israely]] tafajanona tao amin'ny Fanjakan'i Jodà, dia ny [[fokon'i Jodà]] sy ny an[[fokon'i Benjamina]].
 
== Lisitry ny mpanjakan'i Jodà ==