Fokon' i Efraima: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny [[fokon'i Efraima]] dia vakiny iray ao amin'ny [[fokon'i Josefa]] izay isan'ny [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Ny vakiny faharoa dia ny [[fokon'i Manase]]. IsanTamin'ny fokonady nifanaovan'ny fokoin'i Efraima i [[Josoa]] (na Jôsoe) sy i Jeroboama I, mpanorinatamin'ny sisan'ny [[Fanjakanfokon'i Israely (Samaria)|Fanjakan'idia Samaria]].ampy hahafantarana Isan'ny Fanjakan'i SamariaEfraimita ny fokon'itsy Efraimafahaizany tamin'nymanonona fisarahan'ny [[Fanjakan'ihoe Israely (mitambatra)|Fanjakan'i'shibboleth'' Israely]]izay hotononiny fanjakanahoe roa''sibbolet''.
 
== I Efraima ==
Tamin'ny ady nifanaovan'ny fokoin'i Efraima sy tamin'ny sisan'ny fokon'i Israely dia ampy hahafantarana ny Efraimita ny tsy fahaizany manonona ny hoe ''shibboleth'' izay tononiny hoe ''sibbolet''.
I Efraima (hebreo: ''אֶפְרַיִם'' na ''אֶפְרָיִם'' / ''Efrayim'') dia zanaka lahy faharoan'i Josefa tamin'i Asnata vadiny ary i Manase no rahalahiny. Ireto ny zanany lahy: Sotela, Bekera, Tahana (Nomery 26.35), Ezera, Elead ary Beria (1Tantara 7.20-23).
 
== Olona isan'ny fokon'i Efraima ==
Isan'ny fokon'i Efraima i [[Josoa]] (na Jôsoe) sy i Jeroboama I mpanorina ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Samaria]].
 
== Isan'ny foko nanjavona ==
Isan'ny Fanjakan'i Samaria ny fokon'i Efraima tamin'ny fisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] ho fanjakana roa. Tamin'ny babdravan'ny Asiriana ny io fanjakana io dia natao sesitany niaraka amin'ny foko sivy hafa tany Asiria vahoaka tao amin'ny fokon'i Efraima ka lazaina fa isan'ireo foko nanhavona izy. Ireo Samaritana amin'izao fotoana izao dia milaza fa taranak'i Efraima sy Manase.
 
== Jereo koa: ==