Fokon' i Dana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny [[fokon'i Dana]] dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Ny anjara tanin'ny fokon'i Dana dia hodidinin'ny tanin'i [[Fokon'i Benjamina|Benjamina]] sy ny [[Fokon'i Jodà|an'i Joda]] ao atsinanana, ny tanin'i Joda ao atsimo, ny [[Fokon'i Efraima|an'i Efraima]] ao avaratra ary ny [[Ranomasina Mediteranea|Ranomasina]] [[Milenarisma|M]]<nowiki/>editeranea ao andrefana.
 
== I Dana ==
I Dana (hebreo: דָּן, / ''Dan'') dia zanaka fahadimin'i [[Jakoba]] tamin'i [[Bila]] mpanompovavin'i [[Rahely]] vadiny. I Hosima no anaran'ny zanany lahy.
 
== Ny anjara tanin'ny fokon'i Dana ==
Ny tanin'ny fokon'i Dana dia hodidinin'ny tanin'i [[Fokon'i Benjamina|Benjamina]] sy ny [[Fokon'i Jodà|an'i Joda]] ao atsinanana, ny tanin'i Joda ao atsimo, ny [[Fokon'i Efraima|an'i Efraima]] ao avaratra ary ny [[Ranomasina Mediteranea|Ranomasina]] [[Milenarisma|M]]<nowiki/>editeranea ao andrefana.
 
 
== Olona isan'ny fokon'i Dana ==
Isan'ny fokon'i Dana i Manoa sy i [[Samsona]], ilay mpitsaran'i Israely<ref><small>Galpaz-Feller, Pnina. ''[https://books.google.mg/books?id=fwfvfzrgavAC&redir_esc=y Samson: the hero and the man]'', Peter Lang, 2006. <nowiki>ISBN 3-03910-852-2</nowiki>, <nowiki>ISBN 978-3-03910-852-7</nowiki>. p. 278-282</small></ref>.
 
== Foko nanjavona ==
 
==== Fahababoana asiriana ====
Tamin'ny taonjato faha-10 tal. J.K. dia isan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Samaria]] na Fanjakan'i Israely ny fokon'i Dana ka isan'ny [[Fahababoana tany Asiria|nataon'ny Asiriana sesitany]] (manontolo na ampahany) tamin'ny taona 722 tal. J.K. niaraka tamin'ireo fokon'i Israely sivy hafa.
 
==== Ny Samaritana ====
Nanomboka tamin'ny taonjato faha-3 tal. J.K. fara-fahatarany dia nisy vahoaka atao hoe [[Samaritana]] nonina ao amin'ny faritry ny Fanjakan'i Samaria taloha izay milaza fa taranak'ireo foko folo tao amin'io faritra io. Ny Israelitan'i [[Jodea]] (na Jodia, izay atao hoe Jodà talohan'io fotoana io), dia ireo atao hoe [[Jiosy]] ankehitriny, dia tsy nanaiky izany ka nilaza fa taranaky ny Asiriana nonina tao Samaria izy ireo satria aminy dia nanjavona tsy hita ny fokon'i Dana sy ireo sivy hafa izay nonina tao amin'ny Fanjakan'i Samaria. Ny [[jodaisma]] ortodoksa amin'izao fotoana izao koa dia miombon-kevitra amin'izany.
 
==== Ny Falasha ====
Ny telo amin'ireo fokon'i Israely, isan'izay i Dana, dia heverina, araka ny lovantsofina, fa nandositra ao Afrika, ao Nobia. Tamin'ny taonjato faha-15 dia nilaza ilay Jiosy egiptiana, dia ny Radbaz (Rabbi David ben Zimra, 1462–1572), fa ireo Falasha ao [[Etiopia]] dia avy amin'ny fokon'i Dana. Ilay raby sefaradan'i Israely, i Ovadia Yossef, dia nanohy ny petra-keviny tamin'ny taona 1973<ref><small>[https://books.google.mg/books?id=eK-8KYhnTVkC&redir_esc=y "Ideology, policy, and practice: education for immigrants and minorities in Israel today"], Devorah Kalekin-Fishman. Springer, 2004. <nowiki>ISBN 1-4020-8073-5</nowiki>, <nowiki>ISBN 978-1-4020-8073-9</nowiki>. p. 274</small></ref> ka nahatonga ny Falasha heken'ny Fanjakana israeliana amin'izao fotoana izao ho isan'ny Jiosy tamin'ny taona 1975.
 
== Ny fokon'i Dana araka ny literatiora kristiana ==
Tsy isan'ireo foko voatanisan'ny [[Apokalipsin'i Joany]] (Apo. 7.4-8) ny fokon'i Dana nefa manonona an'i manase[[Fokon'i Manase|Manase]] ho isan'ireo foko resahiny. metyMety noho ny sasany tamin'izy ireo nanompo sampy no nahatonga izany<ref><small>[https://books.google.mg/books?id=9kUC4DhNZ4YC&redir_esc=y "King, cult, and calendar in ancient Israel: collected studies"], Shemaryahu Talmon. BRILL, 1986. <nowiki>ISBN 965-223-651-9</nowiki>, <nowiki>ISBN 978-965-223-651-7</nowiki>. p. 97</small></ref>. Nanatsoa-kevitra noho izany ny [[Rain'ny Fiangonana]] sasany (Ireneo<ref><small>Irenaeus, ''Against Heresies'', Book V, Chapter XXX, paragraph 2.</small></ref> sy Hipolito avy any Roma) sy ny [[Milenarisma|Milenarista]] sasany fa io foko io no hivoahan'ny [[Antikristy]]<ref><small>[https://books.google.mg/books?id=I6JTKREkHUkC&pg=PA4&redir_esc=y#v=onepage&q&f=false "Understanding Dan: an exegetical study of a biblical city, tribe and ancestor"], Mark W. Bartusch. Continuum International Publishing Group, 2003. <nowiki>ISBN 0-8264-6657-5</nowiki>, <nowiki>ISBN 978-0-8264-6657-0</nowiki>. p. 4</small></ref> <ref><small>[https://books.google.mg/books?id=N1XYXMTe1jYC&redir_esc=y "The Oxford Handbook of Eschatology"], Jerry L. Walls. Oxford University Press, 2010. <nowiki>ISBN 0-19-973588-3</nowiki>, <nowiki>ISBN 978-0-19-973588-4</nowiki>. p. 371</small></ref>.
 
== Jereo koa: ==