Fokon' i Efraima: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny [[fokon'i Efraima]] dia vakiny iray ao amin'ny [[fokon'i Josefa]] izay isan'ny [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Ny vakiny faharoa dia ny [[fokon'i Manase]]. Isan'ny fokon'i Efraima i [[Josoa]] (na Jôsoe) sy i Jeroboama I, mpanorina ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Samaria]]. Isan'ny Fanjakan'i Samaria ny fokon'i Efraima tamin'ny fisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] ho fanjakana roa.