Fokom-pirenen' i Asera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny [[fokon'i Asera]] dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Isan'ireo foko lazaina hoe very ny fokon'i Asera. Araka ny [[Bokin'i Josoa]] (na Jôsoe) dia nomen'i [[Josoa]] (na Jôsoe) ny fokon'i Asera ny faritra andrefana sy amorontsirak'i Galilea (Jos. 19.24-31). Araka ny [[Baiboly]] dia tany mamokatra ny tany nisy ny fokon'i Asera ary nalaza amin'ny famokarany menaka oliva<ref name=":0"><small>Singer, Isidore; et al., eds. (1901–1906). ''The Jewish Encyclopedia''. New York: Funk & Wagnalls.</small></ref>. Ny ''Tsodranon'i Mosesy'' dia naminany izany fitsinjarana ny tany izany (Deoteronomia 33.24-25) na dia mihevitra ireo manam-pahaizana fa zavatra nosoratana taty aoriana izany<ref>''<small>[https://books.google.com/books/about/Peake_s_commentary_on_the_Bible.html?id=vjsJAQAAIAAJ&redir_esc=y Peake's Commentary on the Bible]</small>''</ref>.