28 710
modifications
k (Rohy) |
kAucun résumé des modifications |
||
Ny '''Boky faharoan’ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin'ny [[Tanakh]], boky masin'ny jodaisma. Ampahany amin'ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny [[Bokin'ny Tantara]], ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan'ny Tantara]].
Manomboka amin'ny tantaranan'ny fanjakan'i [[Solomona]] ny boky. Avy eo mitantara ny nivakisan’ny fanjankana ho roa: [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] any atsimo sy [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan’i Israely]] any avaratra. Derain'ny mpanoratra ho ilay mpanjaka tonga lafatra i [[Solomona]] ao amin’ny boky. Voaresaka ao amin'ny Boky faharoan’ny Tantara fa ny vahoakan’i Israely dia vahoaka mpanota sady tsy niverina tamin’Andriamanitra. I Hezekia sy i Josia no mpanjaka nalaza indrindra tamin’ny fanompoana an’Andriamanitra sady nanao izay hanajana ny Lalàn’Andriamanitra.
{{Testamenta Taloha}}
Ny anarana hoe ''Tantara'' dia fandikana ny teny anglisy hoe ''chronicles'' na ny teny frantsay hoe ''chroniques'' izay samy avy amin'ny teny latina hoe ''cronicon''. Ao amin’ny heviteny amin'ny teny latina nataon'i Hieronimo (na Zerôma) avy any Stridona, ny lohaten'io boky io dia ''Cronicon totius divinae historiae'', izany no nipoiran'ny anaran'io boky io amin’ny fiteny maro ao Eoropa (ohatra: latina: ''Libri Chronicorum''; frantsay: ''Livres des Chroniques''; anglisy: ''Books of Chronicles'' sns.). Ny teny grika hoe ''khronikon'' izay nahazoana ilay teny latina dia midika hoe "fanangonan-java-nitranga tantaraina araka ny fifanarakarahany ara-potoana nisehoany”.
Ao amin'ny [[Tanakh]] dia nitambatra ao amin'ny horonam-boky tokana atao hoe [[Bokin'ny Tantara]] ny [[Boky voalohan'ny Tantara]] sy ny Boky faharoan'ny Tantara. Ny anaran’io boky tokana io amin’ny fiteny hebreo dia ''דִּבְרֵי־הַיָּמִים,'' / ''Divrei ha-Yamim'', izay midika hoe "ireo teny (na asa) niseho tao amin’ireo andro". Ny anaran’io boky io ao amin’ny Septanta na [[Septoaginta]] (Baiboly tranainy amin’ny teny grika) dia hoe ''Παραλειπομένων'' / ''Paraleipomenon'', izay midika hoe "zavatra navela". Nihevitra ireo mpandika teny tamin’izany fa nisy ny zavatra navela ka tsy voatantaran’ny [[Boky voalohan'i Samoela|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan'i Samoela|faharoan’i Samoela]] ary ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|faharoan’ny Mpanjaka]] izay hita ao amin’ny Bokin’ny Tantara.
== Ny fanoratana ny boky ==
Ireo mpisorona hebreo tao Jerosalema no heverin'ny mpandinika fa nanoratra ny [[Bokin'ny Tantara]] tany amin'ny taonjato faha-4 tal. J.K.
== Fizarànan'ny boky ==
==== Ny fahendren’i Solomona (1 – 2) ====
* Ny fiomanan'i Solomona hanamboatra ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (2.1 – 2.17)
==== Ny nanorenana ny Tempoly (3 – 9) ====
[[Sary:'The Visit of the Queen of Sheba to King Solomon', oil on canvas painting by Edward Poynter, 1890, Art Gallery of New South Wales.jpg|vignette|282x282px|''Mamangy an'i Solomona mpanjaka ny mpanjakavavin'i Sheba'' - nataon'i Edward Poynter, taona 1890]]
- Ny nanorenana ny Tempoly tao Jerosalema (3.1 – 4.22)▼
* Ny namangian'ny mpanjakavavin'i Sheba an'i Solomona (9.1 – 9.12)
=== Ny fivakisan'ny firenena sy ny fahababoana ===
Ny fizaràna faharoa (toko faha-10 – faha-36) dia manomboka amin'ny firesahana ny amin'ny fikomian'ny fokon'i Israely any avaratra ary ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa. Avy eo ny boky mitantara ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan'i Joda]] hatramin'ny naharavan'i Jerosalema sy ny nitondrana ho [[Fahababoana tany Babilona|babo ny Jiosy tany Babilona]] ka mifarana amin'ny fanafahana ny Jiosy.
==== Ny nanjakan'i Rehoboama sy ny nivakisan'ny firenena (10 - 12) ====
==== Fanjakana hatramin'i Abia ka hatramin'i Ahaza (13-28) ====
▲- Ny nanjakan'i Abia (13.1 – 13.22)
▲- Ny nanjakan'i Ahazia (25.1 – 25.28)
▲- Ny nanjakan'i Ozia (26.1 – 26.28)
▲- Ny nanjakan'i Jotama (27.1 – 27.9)
▲- Ny nanjakan'i Ahaza (28.1 – 28.27)
==== Fanjakana hatramin'i Hezekia ka hatramin'ny didin'i Kirosy (29 – 36) ====
[[Sary:The captivity of Judah.jpg|vignette|''Entina babo any Babilona ny Jiosy avy ao Jerosalema'' - 1904]]
▲- Ny nanjakan'i Manase sy Amana (33.1 – 33.26)
- Ny nanjakan'i Joasy sy ny nahitany ny bokin'ny Lalàna (34.1 – 35.27)▼
- Ny nanjakan'i Joahaza sy i Joiakima sy i Joiakina ary i Zedekia (36.1 – 36.21)▼
* Ny nanjakan'i [[Manase]] sy [[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amana]] (33.1 – 33.26)
▲
▲
* Ilay didin'i Kirosy nampody ny Jiosy an-taniny (36.22 – 36.23)
== Jereo koa: ==
|
modifications